-
2 Tantara 28:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Koa nanohitra an’ireo olona avy nanafika ireo i Azaria zanak’i Johanana sy Berekia zanak’i Mesilemota sy Jehizkia zanak’i Saloma ary Amasa zanak’i Hadlay, izay anisan’ny lehiben’ny Efraimita,
-