-
2 Tantara 28:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 ka niteny tamin’izy ireo hoe: “Aza entina atỳ ireo babo ireo, sao dia ho meloka eo anatrehan’i Jehovah isika. Angaha tadiavinareo hampiana indray ny fahotantsika sy ny helotsika? Efa be izay heloka vitantsika izay, sady tezitra be amin’ny Israely Andriamanitra.”
-