23 Dia nanao sorona ho an’ireo andriamanitr’i Damaskosy+ naharesy azy izy,+ ka niteny hoe: “Manampy an’ireo mpanjakan’i Syria ny andriamaniny, ka mba hanao sorona ho an’ireny koa aho, amin’izay mba hampiany.”+ Lasa nitondra loza ho azy sy ny Israely rehetra anefa ireny.