2 Tantara 29:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa nomaninay sy nohamasininay+ koa ny fitaovana rehetra tsy nampiasain’i Ahaza Mpanjaka intsony tamin’izy nanjaka, tamin’izy nivadika tamin’Andriamanitra.+ Eo anoloan’ny alitaran’i Jehovah ireny izao.”
19 Efa nomaninay sy nohamasininay+ koa ny fitaovana rehetra tsy nampiasain’i Ahaza Mpanjaka intsony tamin’izy nanjaka, tamin’izy nivadika tamin’Andriamanitra.+ Eo anoloan’ny alitaran’i Jehovah ireny izao.”