21 Nitondra ombilahy fito, ondrilahy fito, ondrilahy kely fito, ary osilahy fito izy ireo mba hatao fanatitra noho ny ota. Ho an’ny fanjakana sy ny toerana masina ary ny Joda+ no nanaovana an’izany. Dia nasain’i Hezekia natolotry ny mpisorona taranak’i Arona teo amin’ny alitaran’i Jehovah ireny.