-
2 Tantara 29:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nasain’i Hezekia nankao an-tranon’i Jehovah koa ny Levita tamin’izay. Nitondra kipantsona sy zavamaneno fitendry ary harpa+ izy ireo, araka ny didin’i Davida+ sy Gada+ mpahita fahitana ho an’ny mpanjaka ary Natana+ mpaminany. I Jehovah mantsy no nanome an’izany didy izany tamin’ny alalan’ny mpaminaniny.
-