2 Tantara 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia lasa nitety ny tanàna nanerana ny tanin’i Efraima sy Manase+ hatrany Zebolona ireo mpitondra hafatra.* Nihomehezan’ny olona sy nesoesoiny anefa izy ireo.+
10 Dia lasa nitety ny tanàna nanerana ny tanin’i Efraima sy Manase+ hatrany Zebolona ireo mpitondra hafatra.* Nihomehezan’ny olona sy nesoesoiny anefa izy ireo.+