2 Tantara 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Be dia be ny olona nivory tany Jerosalema tamin’ny volana faharoa,+ mba hankalaza ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fiangonana lehibe mihitsy izy ireo. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:13 Fandalinana, Boky 1,
13 Be dia be ny olona nivory tany Jerosalema tamin’ny volana faharoa,+ mba hankalaza ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fiangonana lehibe mihitsy izy ireo.