2 Tantara 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano ny vahoaka.+ Dia henon’Andriamanitra ny feon’izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenany masina tany an-danitra ny vavaka nataony.
27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano ny vahoaka.+ Dia henon’Andriamanitra ny feon’izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenany masina tany an-danitra ny vavaka nataony.