2 Tantara 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanome tamin’ny fananany koa ny mpanjaka mba hanaovana fanatitra dorana,+ anisan’izany ny fanatitra amin’ny maraina sy hariva,+ sy ny fanatitra dorana rehefa Sabata+ sy tsinam-bolana+ ary fety,+ araka izay voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah.
3 Nanome tamin’ny fananany koa ny mpanjaka mba hanaovana fanatitra dorana,+ anisan’izany ny fanatitra amin’ny maraina sy hariva,+ sy ny fanatitra dorana rehefa Sabata+ sy tsinam-bolana+ ary fety,+ araka izay voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah.