2 Tantara 31:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’ny volana fahatelo+ izy ireo no nanomboka nanangona an’ireo fanomezana rehetra nentin’ny olona ireo. Dia vitany izany tamin’ny volana fahafito.+
7 Tamin’ny volana fahatelo+ izy ireo no nanomboka nanangona an’ireo fanomezana rehetra nentin’ny olona ireo. Dia vitany izany tamin’ny volana fahafito.+