2 Tantara 31:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nosoratana tao amin’ny tetirazana araka ny fianakaviambeny,+ sy araka ny andraikiny isaky ny fizarana+ nisy azy avy ny mpisorona sy ny Levita 20 taona no ho miakatra.+
17 Nosoratana tao amin’ny tetirazana araka ny fianakaviambeny,+ sy araka ny andraikiny isaky ny fizarana+ nisy azy avy ny mpisorona sy ny Levita 20 taona no ho miakatra.+