-
2 Tantara 32:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary be dia be ny olona niaraka nanentsina ny loharano rehetra sy ny rano nikoriana namakivaky an’ilay tany. Hoy mantsy izy ireo: “Aleo tsy avela hahita rano be dia be ny mpanjakan’i Asyria rehefa tonga.”
-