2 Tantara 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Herin’olombelona* no ianteherany, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no ianteherantsika mba hanampy antsika sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:8 Fandalinana, Boky 2,
8 Herin’olombelona* no ianteherany, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no ianteherantsika mba hanampy antsika sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+