2 Tantara 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Angaha tsy hamitaka anareo sy hamela anareo ho fatin’ny mosary sy ny hetaheta fotsiny i Hezekia matoa miteny hoe: “Hamonjy antsika eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jehovah Andriamanitsika”?+
11 Angaha tsy hamitaka anareo sy hamela anareo ho fatin’ny mosary sy ny hetaheta fotsiny i Hezekia matoa miteny hoe: “Hamonjy antsika eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jehovah Andriamanitsika”?+