2 Tantara 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy fantatrareo angaha ny zavatra efa nataoko sy nataon’ny razambeko tamin’ny mponina rehetra manodidina?+ Angaha ny andriamanitr’ireny firenena ireny nahavita namonjy ny taniny teo am-pelatanako?+
13 Tsy fantatrareo angaha ny zavatra efa nataoko sy nataon’ny razambeko tamin’ny mponina rehetra manodidina?+ Angaha ny andriamanitr’ireny firenena ireny nahavita namonjy ny taniny teo am-pelatanako?+