2 Tantara 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Be dia be koa no nitondra fanomezana ho an’i Jehovah tany Jerosalema, sy nitondra zava-tsarobidy ho an’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ Dia lasa nanaja be an’i Hezekia ny firenena rehetra taorian’izay. 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:23 ip-1 396 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:23 Faminanian’i Isaia I, p. 396
23 Be dia be koa no nitondra fanomezana ho an’i Jehovah tany Jerosalema, sy nitondra zava-tsarobidy ho an’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ Dia lasa nanaja be an’i Hezekia ny firenena rehetra taorian’izay.