31 Rehefa nirahina hanontany azy momba ilay famantarana+ tao amin’ny taniny anefa ny mpitondra tenin’ny andrianan’i Babylona,+ dia navelan’ilay tena Andriamanitra hanapa-kevitra irery izy mba hitsapana+ azy sy hahafantarana an’izay rehetra tao am-pony.+