2 Tantara 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i Hezekia rainy.+ Nanangana alitara ho an’ireo Bala sy nanao tsato-kazo masina* koa izy. Dia niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy, ka nanompo an’ireny.+ 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i Hezekia rainy.+ Nanangana alitara ho an’ireo Bala sy nanao tsato-kazo masina* koa izy. Dia niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy, ka nanompo an’ireny.+