Ezra 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no tenin’i Kyrosy mpanjakan’i Persa: ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah Andriamanitry ny lanitra,+ ary naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda. Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:2 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1987, p. 27
2 “Izao no tenin’i Kyrosy mpanjakan’i Persa: ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah Andriamanitry ny lanitra,+ ary naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda.