Ezra 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka koa ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah, izay efa nalain’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema sady nataony tao an-tranon’ny andriamaniny.+ Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:7 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
7 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka koa ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah, izay efa nalain’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema sady nataony tao an-tranon’ny andriamaniny.+