Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ Ezra Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:1 si 86, 137 Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:1 “Soratra Rehetra,” p. 86, 137
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+