Ezra 2:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Ireo no nitady ny lisitra tokony hisy ny anarany mba hanamarinana ny razambe niaviany. Tsy nahita ny anarany tao anefa izy ireo, ka tsy navela ho anisan’ny mpisorona.*+
62 Ireo no nitady ny lisitra tokony hisy ny anarany mba hanamarinana ny razambe niaviany. Tsy nahita ny anarany tao anefa izy ireo, ka tsy navela ho anisan’ny mpisorona.*+