Ezra 2:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Rehefa tonga tao an-tranon’i Jehovah tany Jerosalema ny sasany tamin’ireo lohan’ny fianakaviambe, dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo, mba hanorenana azy io indray* eo amin’ilay toerany taloha.+
68 Rehefa tonga tao an-tranon’i Jehovah tany Jerosalema ny sasany tamin’ireo lohan’ny fianakaviambe, dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo, mba hanorenana azy io indray* eo amin’ilay toerany taloha.+