5 Nataon’izy ireo koa ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka,+ sy ny fanatitra fanao amin’ny tsinam-bolana+ sy amin’ny fotoanan’ny fety masina rehetra+ ho an’i Jehovah, ary ny fanatitra nomen’izay te hanolotra fanatitra an-tsitrapo+ ho an’i Jehovah.