9 Dia niara-niasa mba hanara-maso an’ireo niasa tao amin’ny tranon’ilay tena Andriamanitra i Jesoa sy ny zanany sy ny rahalahiny, Kadmiela sy ny zanany, izay taranak’i Joda, ary ny taranak’i Henadada+ sy ny zanak’ireo ary ny rahalahiny, izay samy Levita.