-
Ezra 6:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tokony haverina koa ny fitaovana volamena sy volafotsy tao an-tranon’Andriamanitra, izay nalain’i Nebokadnezara tao amin’ny tempoly tany Jerosalema ka nentiny tany Babylona.+ Amin’izay dia haverina amin’ny toerany ao amin’ny tempoly any Jerosalema ireny, dia hapetraka ao an-tranon’Andriamanitra.’+
-