Ezra 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manome baiko koa aho fa izay tsy manaraka an’izao didy izao, dia hakana hazo iray ny tranony ary hahantona* eo amin’ilay hazo izy. Ny tranony kosa hatao kabinem-bahoaka.*
11 Manome baiko koa aho fa izay tsy manaraka an’izao didy izao, dia hakana hazo iray ny tranony ary hahantona* eo amin’ilay hazo izy. Ny tranony kosa hatao kabinem-bahoaka.*