Ezra 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Niakatra nankany Jerosalema ny sasany tamin’ny Israelita, ny mpisorona, ny Levita,+ ny mpihira,+ ny mpiandry vavahady,+ ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly,*+ tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka. Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:7 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1986, p. 9
7 Niakatra nankany Jerosalema ny sasany tamin’ny Israelita, ny mpisorona, ny Levita,+ ny mpihira,+ ny mpiandry vavahady,+ ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly,*+ tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka.