-
Ezra 7:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ento koa ny volafotsy sy ny volamena avy any amin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy, nomen’izy ireo an-tsitrapo ho an’ilay Andriamanitry ny Israely, izay any Jerosalema.
-