Ezra 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ilazana koa ianareo fa tsy azo atao ny mitaky hetra na haba+ na hetran-dalana amin’ny mpisorona, ny Levita, ny mpitendry zavamaneno,+ ny mpiandry varavarana, ny mpanompo ao amin’ny tempoly,*+ ary ny mpiasa ao amin’io tranon’Andriamanitra io. Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Ilazana koa ianareo fa tsy azo atao ny mitaky hetra na haba+ na hetran-dalana amin’ny mpisorona, ny Levita, ny mpitendry zavamaneno,+ ny mpiandry varavarana, ny mpanompo ao amin’ny tempoly,*+ ary ny mpiasa ao amin’io tranon’Andriamanitra io.