-
Ezra 7:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Sady tia ahy Izy no tsy nivadika tamiko, ka nataony nahazo sitraka tamin’ny mpanjaka+ sy ny mpanolo-tsainy+ ary ny andriana* rehetra miaraka amin’ny mpanjaka aho. Lasa be herim-po* àry aho, satria nanampy ahy ny tanan’i Jehovah Andriamanitro. Ary novoriko ireo lehilahy mpitarika* teo amin’ny Israely mba hiara-miakatra amiko.
-