Ezra 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireto avy ny lohan’ireo fianakaviambe sy ireo voasoratra tao amin’ny tetirazana,* izay niaraka tamiko niala avy tany Babylona, tamin’ny andro nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka:+
8 Ireto avy ny lohan’ireo fianakaviambe sy ireo voasoratra tao amin’ny tetirazana,* izay niaraka tamiko niala avy tany Babylona, tamin’ny andro nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka:+