Ezra 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Novoriko teo amin’ilay renirano mankany Ahava+ izy ireo, dia nitoby telo andro teo izahay. Rehefa nandinika tsara ny vahoaka sy ny mpisorona anefa aho, dia tsy nahita Levita na iray aza. Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:15 Fandalinana, Boky 1,
15 Novoriko teo amin’ilay renirano mankany Ahava+ izy ireo, dia nitoby telo andro teo izahay. Rehefa nandinika tsara ny vahoaka sy ny mpisorona anefa aho, dia tsy nahita Levita na iray aza.