Ezra 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanampy anay ny tanan’ilay Andriamanitray, ka nentin’izy ireo tany aminay ilay lehilahy malina atao hoe Serebia,+ avy amin’ny taranak’i Maly+ zafikelin’i Levy, zanak’i Israely. Nentin’izy ireo koa ny zanak’i Serebia sy ny rahalahiny, 18 lahy;
18 Nanampy anay ny tanan’ilay Andriamanitray, ka nentin’izy ireo tany aminay ilay lehilahy malina atao hoe Serebia,+ avy amin’ny taranak’i Maly+ zafikelin’i Levy, zanak’i Israely. Nentin’izy ireo koa ny zanak’i Serebia sy ny rahalahiny, 18 lahy;