Ezra 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nisy 220 ny mpanompo tao amin’ny tempoly,* izay samy voasoratra anarana. I Davida sy ny andriana no efa nanome mpanompo tao amin’ny tempoly mba hanampy ny Levita.
20 Ary nisy 220 ny mpanompo tao amin’ny tempoly,* izay samy voasoratra anarana. I Davida sy ny andriana no efa nanome mpanompo tao amin’ny tempoly mba hanampy ny Levita.