Ezra 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nifady hanina sy nangataka momba an’izany tamin’Andriamanitray izahay, ka nohenoiny ny fitalahoanay.+
23 Dia nifady hanina sy nangataka momba an’izany tamin’Andriamanitray izahay, ka nohenoiny ny fitalahoanay.+