Ezra 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Masina amin’i Jehovah ianareo,+ ary masina ireo fitaovana ireo. Fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo koa ireo volafotsy sy volamena ireo.
28 Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Masina amin’i Jehovah ianareo,+ ary masina ireo fitaovana ireo. Fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo koa ireo volafotsy sy volamena ireo.