Ezra 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Arovy tsara ireo mandra-pandanjanareo azy ao amin’ny efitra* ao an-tranon’i Jehovah, eo imason’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Levita ary ny andrianan’ny fianakaviamben’ny Israely any Jerosalema.”+
29 Arovy tsara ireo mandra-pandanjanareo azy ao amin’ny efitra* ao an-tranon’i Jehovah, eo imason’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Levita ary ny andrianan’ny fianakaviamben’ny Israely any Jerosalema.”+