Ezra 8:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia nomenay an’ireo lehibem-paritany* notendren’ny mpanjaka,+ sy ny governora atỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano*+ ny didin’ny mpanjaka, ka nanampy ny vahoaka izy ireo sady nanome an’izay nilaina ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra.+
36 Dia nomenay an’ireo lehibem-paritany* notendren’ny mpanjaka,+ sy ny governora atỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano*+ ny didin’ny mpanjaka, ka nanampy ny vahoaka izy ireo sady nanome an’izay nilaina ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra.+