4 Ary nitangorona teo amiko daholo izay nanaja ny tenin’ny Andriamanitry ny Israely, satria nalahelo izy ireo fa nivadika ny olona avy natao sesitany. Mbola tafapetraka teo aho fa kivy tanteraka, mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny fanatitra varimbazaha amin’ny takariva.+