Ezra 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 izay nomenao anay tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanomponao, hoe: ‘Ny tany hidiranareo izay ho lasanareo dia tany voaloto, satria maloto ny mponina ao sady maharikoriko ny fanaony. Nofenoiny fanao maloto ilay tany manontolo.+
11 izay nomenao anay tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanomponao, hoe: ‘Ny tany hidiranareo izay ho lasanareo dia tany voaloto, satria maloto ny mponina ao sady maharikoriko ny fanaony. Nofenoiny fanao maloto ilay tany manontolo.+