Ezra 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa izao no manjo anay noho izahay nanao ratsy sy tena meloka, nefa ianao aza tsy namaly anay araka ny fahadisoanay,+ ry Andriamanitray ô, fa mbola navelanao handositra izahay ireto.+
13 Efa izao no manjo anay noho izahay nanao ratsy sy tena meloka, nefa ianao aza tsy namaly anay araka ny fahadisoanay,+ ry Andriamanitray ô, fa mbola navelanao handositra izahay ireto.+