Ezra 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia mbola handika ny didinao indray ve izahay ka hifanambady* amin’olona manao an’ireo zavatra maharikoriko ireo?+ Tsy ho tezitra be aminay ve ianao ka handringana anay tanteraka, dia tsy hisy hiangana na ho tafavoaka velona intsony izahay?
14 Dia mbola handika ny didinao indray ve izahay ka hifanambady* amin’olona manao an’ireo zavatra maharikoriko ireo?+ Tsy ho tezitra be aminay ve ianao ka handringana anay tanteraka, dia tsy hisy hiangana na ho tafavoaka velona intsony izahay?