Ezra 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha mbola nivavaka+ sy nibaboka teo i Ezra, ka mbola nitomany sy nihohoka teo anoloan’ny tranon’ilay tena Andriamanitra, dia nisy Israelita be dia be nitangorona teo aminy, dia lehilahy sy vehivavy ary ankizy. Nitomany be koa mantsy ny olona.
10 Raha mbola nivavaka+ sy nibaboka teo i Ezra, ka mbola nitomany sy nihohoka teo anoloan’ny tranon’ilay tena Andriamanitra, dia nisy Israelita be dia be nitangorona teo aminy, dia lehilahy sy vehivavy ary ankizy. Nitomany be koa mantsy ny olona.