Ezra 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nitsangana i Ezra, ka nasainy nianiana ny lehiben’ny mpisorona sy ny Levita ary ny Israely rehetra hoe hanatanteraka an’izany.+ Dia nianiana izy ireo.
5 Dia nitsangana i Ezra, ka nasainy nianiana ny lehiben’ny mpisorona sy ny Levita ary ny Israely rehetra hoe hanatanteraka an’izany.+ Dia nianiana izy ireo.