Ezra 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary niala teo anoloan’ny tranon’ilay tena Andriamanitra i Ezra, ka nankao amin’ny efitr’i* Johanana zanak’i Eliasiba. Tsy nihinan-kanina na nisotro rano anefa izy, na dia nankao aza, satria nalahelo fa nivadika ny olona avy natao sesitany.+
6 Ary niala teo anoloan’ny tranon’ilay tena Andriamanitra i Ezra, ka nankao amin’ny efitr’i* Johanana zanak’i Eliasiba. Tsy nihinan-kanina na nisotro rano anefa izy, na dia nankao aza, satria nalahelo fa nivadika ny olona avy natao sesitany.+