Ezra 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanapa-kevitra koa ny andriana sy ny anti-panahy hoe izay tsy tonga ao anatin’ny telo andro, dia horoahina tsy ho anisan’ny fiangonan’ny olona avy natao sesitany,+ ary halaina* daholo ny fananany.
8 Nanapa-kevitra koa ny andriana sy ny anti-panahy hoe izay tsy tonga ao anatin’ny telo andro, dia horoahina tsy ho anisan’ny fiangonan’ny olona avy natao sesitany,+ ary halaina* daholo ny fananany.