-
Ezra 10:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia tafavory tao Jerosalema ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda sy Benjamina tao anatin’ny telo andro, tamin’ny andro faha-20 amin’ny volana fahasivy. Nipetraka teo an-tokotanin’ny tranon’ilay tena Andriamanitra ny olona rehetra, ary nangovitra izy ireo satria raharaha lehibe no hodinihina sady avy be koa ny orana.
-