FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa raha mety re dia aleo ny andriananay no hisolo tena ny fiangonana manontolo e!+ Ary aleo izay rehetra manambady vehivavy hafa firenena ao amin’ny tanànanay no ho tonga amin’ny fotoana voatondro, miaraka amin’ny anti-panahy sy ny mpitsaran’ny tanàna tsirairay. Amin’izay dia hilamina ity raharaha ity, ka tsy ho tezitra be amintsika intsony ilay Andriamanitsika.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara